AIDERA - Eau potable, Santé et Développement à
AIDERA - Eau potable, Santé et Développement à Madagascar
AIDERA amène l'eau potable dans des villages pour la santé et le développement. L'association agit dans la région d'Analamanga, proche d'Antananarivo, dans des zones rurales isolées. Sans but lucratif.
Restez ici pour les photos (à gauche).
AIDERA - Rano fisotro madio, fahasalamana ary fampandrosoana eto Madagasikara
AIDERA no mitondra rano fisotro amin'ny tanàna ho an'ny fahasalamana sy fampandrosoana. Ny fikambanana dia miasa amin'ny faritra Analamanga, akaikin'i Antananarivo, any amin'ny faritra ambanivohitra mitokana. ASBL.
Mijanòna eto amin'ireto sary ireto (ankavia).
-----
ASSOCIATION AIDERA - FIKAMBANANA AIDERA
Association Intégrée au Développement et Environnement dans la région d'Analamanga
Fikambanana mampiharo ny fampandrosoana sy ny tontolo ianana amin'ny faritra Analamanga
Lot: IIN85 A Analamahitsy ANTANANARIVO 101 - Madagasikara
Tel : 034 59 564 75 / 033 14 587 13
E-Mail : aideramg103@gmail.com
Web : http://aideramg.canalblog.com/
-----
Fr - Texte malgache, décembre 2019. Merci de nous proposer des améliorations.
Mg - Dikan-teny malagasy tamin'ny desambra 2019. Misaotra raha omenao fanantsarana.